Teny iditra | atanjozotra (tanjozotra (zojotra (zotra))) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mitanjozotra, mandeha mitohy lava toa valala manjohy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire aller sans interruption [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |