Teny iditra atamby (tamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena atao karama: Ariary folo no natambiko azy hitondra itỳ entan-kely itỳ tany an-tsena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atamby, atambiko, atambinao, atambiny, atambintsika, atambinay, atambinareo, atambin', atambin-, atambim-
Ny lasa : natamby, natambiko, natambinao, natambiny, natambintsika, natambinay, natambinareo, natambin', natambin-, natambim-
Ny hoavy : hatamby, hatambiko, hatambinao, hatambiny, hatambintsika, hatambinay, hatambinareo, hatambin', hatambin-, hatambim-
Filaza mandidy : atambazo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20