Teny iditra atakolaka (takolaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asaina mitampify mba hitily, hitsikilo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atakolaka, atakolako, atakolakao, atakolany, atakolatsika, atakolakay, atakolakareo, atakolak', atakola-
Ny lasa : natakolaka, natakolako, natakolakao, natakolany, natakolatsika, natakolakay, natakolakareo, natakolak', natakola-
Ny hoavy : hatakolaka, hatakolako, hatakolakao, hatakolany, hatakolatsika, hatakolakay, hatakolakareo, hatakolak', hatakola-
Filaza mandidy : atakolahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20