Teny iditra | 1 atakarina (takarina) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona: Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |