Teny iditra atafo (tafo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that employed as a roof [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui sert à faire le toit, à couvrir: Ny herana no atafon' ny ankabiazan’ny Malagasy ny tranony (C’est Avec des joncs que la plupart des Malgaches couvrent leurs maisons) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atafo, atafoko, atafonao, atafony, atafontsika, atafonay, atafonareo, atafon', atafon-, atafom-
Ny lasa : natafo, natafoko, natafonao, natafony, natafontsika, natafonay, natafonareo, natafon', natafon-, natafom-
Ny hoavy : hatafo, hatafoko, hatafonao, hatafony, hatafontsika, hatafonay, hatafonareo, hatafon', hatafon-, hatafom-
Filaza mandidy : atafoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20