Teny iditra | asongadino (songadina) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asongadina | |
Ohatra | Fakafakao io tononkalo io ka asongadino amin' izany izay heverin' ny mpanoratra hoe tolona ankehitriny.
[2.285] | |
Fivaditsoratra | asangodino, asongadino |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |