Teny iditra | asintona (sintona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina misintona, mitarika: Tady asintona ireo entana latsaka any anaty rano [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aantsony, ananotsy, Antanosy, antsiona, antsoina, asintona, santiona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |