Teny iditra asilatra (silatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manasilatra, manaisotra silany kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on entaille légèrement, on ébrèche [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asilatra, asilatro, asilatrao, asilany, asilatsika, asilatray, asilatrareo, asilatr', asila-, asilatry
Ny lasa : nasilatra, nasilatro, nasilatrao, nasilany, nasilatsika, nasilatray, nasilatrareo, nasilatr', nasila-, nasilatry
Ny hoavy : hasilatra, hasilatro, hasilatrao, hasilany, hasilatsika, hasilatray, hasilatrareo, hasilatr', hasila-, hasilatry
Filaza mandidy : asilaro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20