Teny iditra asantatra (santatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay atao santatra: Fiaraha-miala hetaheta no nasantatra ny fiaraha-miasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert de prémices, ce qui sert à commencer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asantatra, asantatro, asantatrao, asantany, asantatsika, asantatray, asantatrareo, asantatr', asanta-, asantatry
Ny lasa : nasantatra, nasantatro, nasantatrao, nasantany, nasantatsika, nasantatray, nasantatrareo, nasantatr', nasanta-, nasantatry
Ny hoavy : hasantatra, hasantatro, hasantatrao, hasantany, hasantatsika, hasantatray, hasantatrareo, hasantatr', hasanta-, hasantatry
Filaza mandidy : asantaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20