Teny iditra asaiky (saiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky ny mpampianatra nanavy ka tsy faly ny mpianatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asaiky, asaikiko, asaikinao, asaikiny, asaikintsika, asaikinay, asaikinareo, asaikin', asaikin-, asaikim-
Ny lasa : nasaiky, nasaikiko, nasaikinao, nasaikiny, nasaikintsika, nasaikinay, nasaikinareo, nasaikin', nasaikin-, nasaikim-
Ny hoavy : hasaiky, hasaikiko, hasaikinao, hasaikiny, hasaikintsika, hasaikinay, hasaikinareo, hasaikin', hasaikin-, hasaikim-
Filaza mandidy : asaikeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20