Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ariorio
(
rio
ri
o
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Avala hirenireny; asaina mandeha atsy mandeha aroa:
Narioriony be ihany ny resaha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ariorio
, ariorioko, ariorionao, arioriony, arioriontsika, ariorionay, ariorionareo, ariorion', ariorion-, arioriom-
Ny lasa :
nariorio, nariorioko, nariorionao, narioriony, narioriontsika, nariorionay, nariorionareo, nariorion', nariorion-, narioriom-
Ny hoavy :
hariorio, hariorioko, hariorionao, harioriony, harioriontsika, hariorionay, hariorionareo, hariorion', hariorion-, harioriom-
Filaza mandidy :
arioriovy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20