Teny iditra arezatra (rezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avoaka amin' ny rezatra
(teny) Avoaka, alefa, atao noho ny hatezerana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à roter
à vomir des paroles de colère [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arezatra, arezatro, arezatrao, arezany, arezatsika, arezatray, arezatrareo, arezatr', areza-, arezatry
Ny lasa : narezatra, narezatro, narezatrao, narezany, narezatsika, narezatray, narezatrareo, narezatr', nareza-, narezatry
Ny hoavy : harezatra, harezatro, harezatrao, harezany, harezatsika, harezatray, harezatrareo, harezatr', hareza-, harezatry
Filaza mandidy : arezato

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08