Teny iditra | arabo | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina amin' ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity, ny nosy Barenina ary Katara): Hatramin' ny fahagolantany no efa nifandrafy ny Arabo sy ny Israelianina Mikasika an' i Arabia, an' i Arabia na avy any Arabia: Misimisy ihany ny teny arabo tafiditra amin' ny teny malagasy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | An Arab. See talaotra, silamo [1.2] | ||||
An Arab; a Moslem East Indian or Pakistanese [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Arabe; Musulman d'origine Indienne ou Pakistanaise [1.8] | ||||
Arabe [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: arabe. | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: Arabo ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |
![]() |