Teny iditra apotsaka (potsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy
Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apotsaka, apotsako, apotsakao, apotsany, apotsatsika, apotsakay, apotsakareo, apotsak', apotsa-
Ny lasa : napotsaka, napotsako, napotsakao, napotsany, napotsatsika, napotsakay, napotsakareo, napotsak', napotsa-
Ny hoavy : hapotsaka, hapotsako, hapotsakao, hapotsany, hapotsatsika, hapotsakay, hapotsakareo, hapotsak', hapotsa-
Filaza mandidy : apotsahy, apotsaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05