Teny iditra aporiatra (poriatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy ho tonga vao naporiatrany ny soavaly ka diso aoriana loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à faire fuir, à faire échapper [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aporiatra, aporiatro, aporiatrao, aporiany, aporiatsika, aporiatray, aporiatrareo, aporiatr', aporia-, aporiatry
Ny lasa : naporiatra, naporiatro, naporiatrao, naporiany, naporiatsika, naporiatray, naporiatrareo, naporiatr', naporia-, naporiatry
Ny hoavy : haporiatra, haporiatro, haporiatrao, haporiany, haporiatsika, haporiatray, haporiatrareo, haporiatr', haporia-, haporiatry
Filaza mandidy : aporiato

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09