Teny iditra apika (pika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano
Alefa, avela handositra: Napikan' ny olona indray ilay mpangalatra
Aforitra, hidiana: Napikany ny elo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of an umbrella or pocket-knife to be closed. [1.2]
 To be closed, as a pocket knife or an umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on ferme comme un canif ou un parapluie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apika, apiko, apikao, apiny, apitsika, apikay, apikareo, apik', api-
Ny lasa : napika, napiko, napikao, napiny, napitsika, napikay, napikareo, napik', napi-
Ny hoavy : hapika, hapiko, hapikao, hapiny, hapitsika, hapikay, hapikareo, hapik', hapi-
Filaza mandidy : apiho
Tovy hevitra pihina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20