Teny iditra apariaho (pariaka (riaka))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana apariaka [fitanisana]
Ohatra 
1Manantena sady miandry fatratra aho, Ka ny taratrao, ry Volana, apariaho! [1.219]
2Koa rehefa hanolotra ny vola amin'ny Vazaha ianareo dia apariaho betsaka eo ny vola hahavariana azy sy hanisàny azy. [2.366]
Tovy hevitra aparitaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31