Teny iditra | apararatra (pararatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy loadoaka) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be poured out in numerous drops, as water from a leaky roof [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à faire couler sur [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |