Teny iditra | apaingotra (paingotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (paingotra na tsilo) Entina mitana: Itỳ apaingotra ny akanjonao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (épingle ou épine) qui sert à attacher [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |