Teny iditra apaika (paika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mipaika: Inona no hapaika itỳ fantsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce avec quoi on frappe ; (pion) qu’on change de place [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apaika, apaiko, apaikao, apainy, apaitsika, apaikay, apaikareo, apaik', apai-
Ny lasa : napaika, napaiko, napaikao, napainy, napaitsika, napaikay, napaikareo, napaik', napai-
Ny hoavy : hapaika, hapaiko, hapaikao, hapainy, hapaitsika, hapaikay, hapaikareo, hapaik', hapai-
Filaza mandidy : apaiho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14