Teny iditra | aova | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana [1.1] | ||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Teny iditra | aova (ova) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asolo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |