Teny iditra aorika (orika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asaina miakatra, mitsena ny rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aorika, aoriko, aorikao, aoriny, aoritsika, aorikay, aorikareo, aorik', aori-
Ny lasa : naorika, naoriko, naorikao, naoriny, naoritsika, naorikay, naorikareo, naorik', naori-
Ny hoavy : haorika, haoriko, haorikao, haoriny, haoritsika, haorikay, haorikareo, haorik', haori-
Filaza mandidy : aoriho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05