Teny iditra | antsorona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza filazan-javatra lasa aloha loatra, izay any aoriana vao tokony hambara, na filazana mialoha ny mbola any afara [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'avancer, de devancer, se dit des saisons et des anticipations dans les récits [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/29 |