Teny iditra antsony (antsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra antsony (antsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana antsonina [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Teny iditra antsony
Sokajin-teny anarana antso sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy His call, their calls [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Son appel, leurs appels [3.1]
Ohatra 
1Azonay natao ny tsy niraharaha ny antsony ka tsy tojo ilay fotoana tena nety. [1.369]
2Naveriny indray ny antsony, ary reny tsara ny feo namaly azy niavaka tao anatin' ny fikorontanana somary nihanalefaka. [2.5]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14