Teny iditra antsangory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitondrana olona eo an-tsoroka ka ny fen' ilay entina mikiraviravy ny iray an-kavia, ny iray an-kavanan' ny lohan' ilay mitondra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Carrying people on one shoulder, or across the shoulders. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31