Teny iditra | antily | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | antilimbohitra [1.1] | |
Teny iditra | antily | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1] | |
Mpanahaka | tily | |
Fivaditsoratra | antily, Ilinta, linita, tilina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |