Teny iditra | ankasarotana (sarotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ankasarotana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |