Teny iditra ankasa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
 Isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [ ankatsa ] A pair. See lomisy [1.2]
 Even (of numbers) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pair (nombre) [1.8, 1.13]
Voambolana 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23