Teny iditra ankany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] Fifandirana [1.78]
  [Bara] Ady, fifandirana [1.78]
  [Betsimisaraka] Fifandirana, fifamaliana [1.78]
  [Tanala] Fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Dispute, quarrel. See ady. [1.2]
Tovy hevitra akany

Teny iditra ankany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Savoka (tantely) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31