Teny iditra ankafizina (fy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ankasitrahana, ankamamina: Ankafiziko ny torohevitra omenao
Tiavina: Ankafizo ny havanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be made pleasant or agreeable to the taste. [1.2]
 To be found delicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on trouve délicieux ; qu'on chérit, qu'on aime [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ankafizina, ankafiziko, ankafizinao, ankafiziny, ankafizintsika, ankafizinay, ankafizinareo, ankafizin', ankafizin-, ankafizim-, ankafizi-
Ny lasa : nankafizina, nankafiziko, nankafizinao, nankafiziny, nankafizintsika, nankafizinay, nankafizinareo, nankafizin', nankafizin-, nankafizim-, nankafizi-
Ny hoavy : hankafizina, hankafiziko, hankafizinao, hankafiziny, hankafizintsika, hankafizinay, hankafizinareo, hankafizin', hankafizin-, hankafizim-, hankafizi-
Filaza mandidy : ankafizo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05