Teny iditra anjoy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A bird. Same as anatsoy. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra anatsoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31