Teny iditra | anirotra | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana anirotra. [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | aniritra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |