Teny iditra anirahana (iraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra fa hianareo kosa nanao izay tsy hahatanterahan' ny tenin' Andriana, ka manela ny dianay amin' ny raharaha maika anirahana anay. [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anirahana, anirahako, anirahanao, anirahany, anirahantsika, anirahanay, anirahanareo, anirahan', anirahan-, aniraham-, aniraha-
Ny lasa : nanirahana, nanirahako, nanirahanao, nanirahany, nanirahantsika, nanirahanay, nanirahanareo, nanirahan', nanirahan-, naniraham-, naniraha-
Ny hoavy : hanirahana, hanirahako, hanirahanao, hanirahany, hanirahantsika, hanirahanay, hanirahanareo, hanirahan', hanirahan-, haniraham-, haniraha-
Filaza mandidy : aniraho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20