Teny iditra anio tontolo (anio, tontolo)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny andro sy fotoana manomboka eo amin' izay itenenana ka mandra-paharivan' ny andro [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra manontolo andro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31