Teny iditra | anihina (anika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Iakarana: Tendrombohitra telo no anihina vao tonga any aminay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be climbed up, to be ascended, as of a hill, a tree, a post, etc.; attacked, as a town in war. [1.2] | ||||||||
To be climbed; to be captured (of a town or territory) [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sur quoi on grimpe, qu'on escalade, qu'on prend d'assaut [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny anihina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |