Teny iditra | angoaiña | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Tendan-kanina [1.78] | |
[Tanala] Miferinaina ambony ihany, kely aina mbola tsy aiza, kivy alohan'ny tena zavatra [1.78] | ||
Fivaditsoratra | anagoany, anaingao, angoaiña, igaonana, igoanana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |