|
|
|
|

Teny iditra1  anglisy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Voambolana  3  Haitoetany: firenena, foko
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy
5  Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  an Englishman or woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  anglais, anglaise [1.8]
Tovy hevitra  8  angley
Kamban-teny 
Lohateny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31