Teny iditra | angitrangitra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avonavona, hakevokevohana, misy rehareha kely sy fiheveran-tena ho zavatra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Wanton gaiety, pride, haughtiness, conceit, friskiness. Angatrangatra also used. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |