Teny iditra | anerany (erana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8] | |
Fivaditsoratra | anerany, arenina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |