Teny iditra |
androna
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | famaky
[1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
androña
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Tovy hevitra ara-paritany | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Eo anoloana, eo aloha [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Au devant de [1.82]
|
|
Teny iditra |
Androna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Région de Mandritsara = Ankay. [1.19]
|
|