Teny iditra |
andrefa
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Tambahoaka, Tanala]
Nefa, kanefa [1.78]
|
| Jereo anefa
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Nevertheless, though. Same as anefa, but not at the beginning of a sentence. [1.2]
|
Ohatra | Baka antimo mandeha manavaratsy andrefa nitiry volafotsy.
[2.606]
|
|
Teny iditra |
andrefa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Nefa: Andriankoaby valakin'ny mitoloña andrefa Rainakoala valakin'ny milefa (Andriankoaby miady mafy nefa Rainimakaola mitsoaka mandositra) [1.78]
|
|