Teny iditra |
andrandra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin' ny toerana iray ambony tadiavina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Erectness, uprightness of mien. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | érection de la tête, l'action de regarder le ciel [1.3]
|
| NDLR: l'Abinal/Malzac écrit que andrandra a pour racine andra ,
mais ne montre pas andrandra dans la liste des dérivés d' andra
[3.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
andrandra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Espoir, attente [1.3]
|
| Action d'espérer [1.5]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
andrandra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a water-fowl. [1.2]
|
Voambolana |
|