Teny iditra andehanana (leha)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Fampodiam-bady misintaka, andro be fialonana nefa tsy resy ratsy andehanana. [1.381]
2Tsy fantatro, hoy aho, fa izay lavitra indrindra azo andehanana izao ankehitriny izao. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andehanana, andehanako, andehananao, andehanany, andehanantsika, andehananay, andehananareo, andehanan', andehanan-, andehanam-, andehana-
Ny lasa : nandehanana, nandehanako, nandehananao, nandehanany, nandehanantsika, nandehananay, nandehananareo, nandehanan', nandehanan-, nandehanam-, nandehana-
Ny hoavy : handehanana, handehanako, handehananao, handehanany, handehanantsika, handehananay, handehananareo, handehanan', handehanan-, handehanam-, handehana-
Filaza mandidy : andehano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20