Teny iditra anaty rova
Singan-teny anaty ; rova
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [1.1]
Mpanahaka  Anatirova

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21