Teny iditra anatsarana (tsara)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Izany no tsy maintsy anatsarana hatrany ireo te-kinika samihafa ireo mba hahafolahantsika ny rano amin' izay ilantsika azy. [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anatsarana, anatsarako, anatsaranao, anatsarany, anatsarantsika, anatsaranay, anatsaranareo, anatsaran', anatsaran-, anatsaram-, anatsara-
Ny lasa : nanatsarana, nanatsarako, nanatsaranao, nanatsarany, nanatsarantsika, nanatsaranay, nanatsaranareo, nanatsaran', nanatsaran-, nanatsaram-, nanatsara-
Ny hoavy : hanatsarana, hanatsarako, hanatsaranao, hanatsarany, hanatsarantsika, hanatsaranay, hanatsaranareo, hanatsaran', hanatsaran-, hanatsaram-, hanatsara-
Filaza mandidy : anatsarao
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21