Teny iditra anapahana (tapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1nefa kosa, raha ny hevitry ny vitsy no araka ny Soratra Masina, dia ny azy no anapahana ny raharaha. [2.649]
2Trano ravinkazo na ravin' ahitra afompona iny izy mbola mitsangana iny nefa tsisy anapahana no Sifo lazaiko eto. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anapahana, anapahako, anapahanao, anapahany, anapahantsika, anapahanay, anapahanareo, anapahan', anapahan-, anapaham-, anapaha-
Ny lasa : nanapahana, nanapahako, nanapahanao, nanapahany, nanapahantsika, nanapahanay, nanapahanareo, nanapahan', nanapahan-, nanapaham-, nanapaha-
Ny hoavy : hanapahana, hanapahako, hanapahanao, hanapahany, hanapahantsika, hanapahanay, hanapahanareo, hanapahan', hanapahan-, hanapaham-, hanapaha-
Filaza mandidy : anapaho
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20