Teny iditra ampitomboy (tombo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampitomboina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ka ampitomboy ihany ny hamafin' ny famelezana ny tanàna, dia ravao izy. [2.996]
2Tsitsio re, kajio re, Tandremo ka ampitomboy, Fa izay ampy no loha lalana, Izay vonona no mpiteny aloha. [2.69]

Teny iditra ampitomboy (tombo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampitomboana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31