Entrée ampingaratra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] basy [Rakotosaona 1975]
Explications en anglais a gun used by the Sakalava and other tribes. [Portug. espingarda.] [Richardson 1885]
Explications en français  [Tankarana] fusil. [David: Dialectes (takila A)]
Synonymes ampigantra

Entrée ampingaratra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] anaran-tany (toerana): Ampingaratra avaratra, ny dia hiañavaratra lahateo (ampingaratra toerana any avaratra, izaho ho any avaratra rahateo) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31