Teny iditra ampiharina (hatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra Fa ny dikany no reko, ary izany dikany izany dia nampiharina taminay matetika. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampiharina, ampihariko, ampiharinao, ampihariny, ampiharintsika, ampiharinay, ampiharinareo, ampiharin', ampiharin-, ampiharim-, ampihari-
Ny lasa : nampiharina, nampihariko, nampiharinao, nampihariny, nampiharintsika, nampiharinay, nampiharinareo, nampiharin', nampiharin-, nampiharim-, nampihari-
Ny hoavy : hampiharina, hampihariko, hampiharinao, hampihariny, hampiharintsika, hampiharinay, hampiharinareo, hampiharin', hampiharin-, hampiharim-, hampihari-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31