Teny iditra ampifangaroina (fangaro (haro))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Qu'on mêle, qu'on mélange, qu'on met pêle-mêle [1.3]
Ohatra 
1ampifangaroina ireo sady isotroana no itetehana. [2.48]
2Ny Kristiana dia nampifangaroina mora foana tamin' ny olon-dratsy [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampifangaroina, ampifangaroiko, ampifangaroinao, ampifangaroiny, ampifangarointsika, ampifangaroinay, ampifangaroinareo, ampifangaroin', ampifangaroin-, ampifangaroim-, ampifangaroi-
Ny lasa : nampifangaroina, nampifangaroiko, nampifangaroinao, nampifangaroiny, nampifangarointsika, nampifangaroinay, nampifangaroinareo, nampifangaroin', nampifangaroin-, nampifangaroim-, nampifangaroi-
Ny hoavy : hampifangaroina, hampifangaroiko, hampifangaroinao, hampifangaroiny, hampifangarointsika, hampifangaroinay, hampifangaroinareo, hampifangaroin', hampifangaroin-, hampifangaroim-, hampifangaroi-
Filaza mandidy : ampifangaroy

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25